1 Mpanjaka 14:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Jeroboama, eny, ny ady nataony+ sy ny nanjakany, dia efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Israely. 1 Mpanjaka 15:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Nadaba, mbamin’izay rehetra nataony, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Israely ve izany?
19 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Jeroboama, eny, ny ady nataony+ sy ny nanjakany, dia efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Israely.
31 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Nadaba, mbamin’izay rehetra nataony, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Israely ve izany?