13 noho ny fahotana rehetra nataon’i Basa sy ny fahotan’i Elaha+ zanany, dia ny fahotana izay nataon’izy ireo sy nampanotany ny Israely, rehefa nanao izay hahatezitra an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely izy ireo noho ny sampiny tsy misy ilana azy.+