FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 14:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary i Rehoboama+ zanak’i Solomona no lasa mpanjaka tany Joda. Iraika amby efapolo taona i Rehoboama tamin’izy nanomboka nanjaka, ary fito ambin’ny folo taona no nanjakany tao Jerosalema, ilay tanàna+ nofidin’i Jehovah teo amin’ny foko+ rehetran’ny Israely mba hametrahany ny anarany.+ Ary Nama no anaran-dreniny, dia i Nama Amonita.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara