FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 14:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia nihorohoro+ ny tao an-toby izay teny ambanivohitra, sy ny olona rehetra tao amin’ilay toby mpitily. Ny mpandroba+ koa aza nihorohoro. Ary nanomboka nihovotrovotra+ ny tany. Avy tamin’Andriamanitra daholo izany.+

  • Joba 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Mampihorohoro ny tany hiala amin’ny toerany izy,

      Ka mihozongozona ny andrin’ny tany.+

  • Salamo 68:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Dia nihovotrovotra ny tany,+

      Ary nitete ny lanitra, teo anatrehan’Andriamanitra.+

      Nihovotrovotra i Sinay teo anatrehan’Andriamanitra,+ dia ilay Andriamanitry ny Israely.+

  • Nahoma 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Mihovotrovotra ny tendrombohitra noho ny aminy, ary mitsonika ny havoana.+

      Noho ny fanatrehany, dia hihozongozona ny tany sy ny faritra lonaka ary izay rehetra monina eo aminy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara