2 Mpanjaka 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Farany dia niherika tany aoriany i Elisa ka nahita an’ireo ankizy, ary nanozona+ azy tamin’ny anaran’i Jehovah. Dia nisy orsavavy+ roa nivoaka avy tao anaty ala, ka namiravira roa amby efapolo tamin’ireo ankizy.+
24 Farany dia niherika tany aoriany i Elisa ka nahita an’ireo ankizy, ary nanozona+ azy tamin’ny anaran’i Jehovah. Dia nisy orsavavy+ roa nivoaka avy tao anaty ala, ka namiravira roa amby efapolo tamin’ireo ankizy.+