FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 19:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Izay afa-mandositra ny sabatr’i Hazaela+ dia hovonoin’i Jeho.+ Ary izay afa-mandositra ny sabatr’i Jeho kosa hovonoin’i Elisa.+

  • Ohabolana 9:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Raha hendry ianao, dia ianao ihany no handray soa amin’ny fahendrenao.+ Fa raha maniratsira kosa ianao, dia ianao ihany no hizaka ny vokany, eny, ianao irery.+

  • Ohabolana 19:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Kapohy ny mpaniratsira+ mba ho hendry ny tanora fanahy.+ Anaro ny mahira-tsaina mba hahazoany fahalalana.+

  • Ohabolana 19:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Efa vonona ny didim-pitsarana hanamelohana ny mpaniratsira,+ ary ho an’ny lamosin’ny tsisy saina ny kapoka.+

  • Nahoma 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 I Jehovah dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany,+ ary mamaly ny olona araka izay nataony. Eny, mamaly ny olona araka izay nataony i Jehovah,+ ary vonona hampihatra fahatezerana.+ Mamaly ny fahavalony araka izay nataony i Jehovah,+ ary mitahiry fahatezerana amin’ireny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara