FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 37:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Dia nandrovitra ny lamba fitafiny i Jakoba, ka nisikina lamba gony sady nisaona an-janany andro maro.+

  • 1 Mpanjaka 21:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Raha vao ren’i Ahaba izany, dia nandrovitra ny akanjony izy, ka nitafy lamba gony+ nataony nanolo-koditra. Dia nifady hanina izy sady nandry nitafy gony teo foana. Ary ny famindrany dia nahitana fa kivy tanteraka izy.+

  • Estera 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Rehefa fantatr’i Mordekay+ izany rehetra izany,+ dia norovitiny ny akanjony. Ary nitafy lamba gony+ sy nihosin-davenona+ izy, ka nankeo afovoan-tanàna sady niantsoantso mafy tamin’alahelo.+

  • Isaia 22:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Amin’izany andro izany i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay Tompo Fara Tampony,+ dia handidy anareo hitomany+ sy hisaona sy hanasola loha ary hisikina lamba gony.+

  • Apokalypsy 11:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary ny vavolombeloko roa+ dia hasaiko haminany+ enimpolo sy roanjato sy arivo andro, mitafy akanjo gony.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara