FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 20:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Dia hoy ny mpanompony taminy: “Renay fa be hatsaram-panahy feno fitiavana+ ny mpanjakan’ny taranak’Israely. Koa aoka re izahay hisikina+ lamba gony,+ ary hanisy tady eo ambony lohanay, ka hivoaka ho any amin’ny mpanjakan’ny Israely e, fa angamba hitsimbina anao* izy ka tsy hamono anao.”+

  • 2 Korintianina 7:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ny alahelo araka ny sitrapon’Andriamanitra dia miteraka fibebahana izay mitondra famonjena, ary tsy tokony hanenenana izany.+ Fa ny alahelon’izao tontolo izao kosa mitondra fahafatesana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara