9 Ary i Saoly sy ny olona nangoraka an’i Agaga sy ny tsara indrindra tamin’ny ondry aman’osy sy ny omby+ ary izay matavy, mbamin’ny ondrilahy sy izay tsara rehetra, ka tsy tian’izy ireo haringana tanteraka ireny.+ Naringany tanteraka kosa ny zava-drehetra tsy nisy vidiny sy nailikilika.