FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 7:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Aza mitondra zava-maharikoriko ho ao an-tranonao, sao ho voatokana haringana toy izany zavatra izany koa ianao. Tokony haharikoriko tanteraka anao izany, ary ho tena halanao,+ satria zavatra natokana haringana.+

  • Josoa 6:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Mitandrema anefa ianareo mba tsy hanakaiky ny zavatra atokana haringana,+ sao hotsiriritinareo+ ireny ka hakanareo,+ dia hahatonga ny tobin’ny Israely ho voatokana haringana ianareo ka hitondra loza aminy.+

  • Josoa 7:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Efa nanota ny Israely sady efa nivadika tamin’ny fifanekena+ nasaiko notandremany. Efa nakany koa ny zavatra voatokana haringana,+ ka nangalariny+ sy nafeniny+ ary nataony tao amin’ny entany.+

  • Josoa 22:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tsy i Akana+ zanak’i Zera ve no nivadika tamin’Andriamanitra, ka tsy nankatò ny didy momba ny zavatra voatokana haringana? Tsy ny vahoakan’Israely manontolo ve anefa no niharan’ny fahatezerana?+ Koa tsy izy irery no maty noho ny fahadisoany.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara