FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 22:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tandremo tsara fotsiny ny didy+ aman-dalàna izay nandidian’i Mosesy mpanompon’i Jehovah anareo, ka tiavo i Jehovah Andriamanitrareo,+ mandehana amin’ny lalany+ rehetra, tandremo ny didiny,+ mifikira mafy aminy,+ ary manompoa+ azy amin’ny fonareo manontolo+ sy ny tenanareo manontolo.”+

  • 1 Samoela 24:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Koa hoy izy tamin’ny olony: “Sanatria ahy ny haninjitra ny tanako hamely ny tompoko izay voahosotr’i+ Jehovah, satria tsy mifanaraka amin’ny fihevitr’i Jehovah izany. Tsy hanao izany aho, fa voahosotr’i Jehovah izy.”+

  • 1 Samoela 26:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa sanatria+ ahy ny haninjitra ny tanako hamely+ ny voahosotr’i Jehovah,+ satria tsy mifanaraka amin’ny fihevitr’i Jehovah+ izany! Koa alaivo, azafady, ny lefona eo akaikin’ny lohany sy ny tavoara fasiana rano, dia andao handeha.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara