1 Mpanjaka 16:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa hofongorako tanteraka i Basa sy ny ankohonany, ka hataoko sahala amin’ny ankohonan’i Jeroboama zanak’i Nebata.+ 1 Mpanjaka 16:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Raha vao nanjaka i Zimry ka nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany, dia novonoiny daholo ny ankohonan’i Basa. Tsy nasiany niangana ny lahy rehetra+ anisan’ny ankohonany, sy ny havany mpamaly ra,+ ary ny namany.
3 Koa hofongorako tanteraka i Basa sy ny ankohonany, ka hataoko sahala amin’ny ankohonan’i Jeroboama zanak’i Nebata.+
11 Raha vao nanjaka i Zimry ka nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany, dia novonoiny daholo ny ankohonan’i Basa. Tsy nasiany niangana ny lahy rehetra+ anisan’ny ankohonany, sy ny havany mpamaly ra,+ ary ny namany.