FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 25:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Hofaizin’Andriamanitra anie ny fahavalon’i Davida,* ary mihoatra noho izany aza,+ raha avelako hisy hiangana na iray aza ny lahy rehetra+ izay azy, mandra-paharainan’ny andro!”+

  • 1 Mpanjaka 14:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Noho izany, dia hahatonga loza amin’ny ankohonan’i Jeroboama aho, ka haringako daholo ny lahy rehetra+ anisan’ny ankohonany, dia ireo tsy misy mpiaro sy tsy misy ilana azy eo amin’ny Israely.+ Ary hofafako tsy hisy intsony ny ankohonan’i Jeroboama+ toy ny famafa diky,* mandra-panaisotra azy tanteraka.+

  • 2 Mpanjaka 9:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia aringano ny ankohonan’i Ahaba rehetra. Koa haringako tsy ho eo amin’i Ahaba+ ny lahy rehetra+ sy ny tsy misy mpiaro ary ny tsy misy ilana azy+ rehetra eo amin’ny Israely.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara