2 Tantara 18:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary niteny tamin’i Mikaia ilay iraka nandeha niantso azy, ka nanao hoe: “Iray teny daholo ireo mpaminany ka samy nilaza zava-tsoa tamin’ny mpanjaka. Koa aoka re mba ho toy ny tenin’izy ireo koa ny teninao,+ azafady, ka mba milazà zava-tsoa e!”+
12 Ary niteny tamin’i Mikaia ilay iraka nandeha niantso azy, ka nanao hoe: “Iray teny daholo ireo mpaminany ka samy nilaza zava-tsoa tamin’ny mpanjaka. Koa aoka re mba ho toy ny tenin’izy ireo koa ny teninao,+ azafady, ka mba milazà zava-tsoa e!”+