31 Raha vao hitan’ireo lehiben’ny kalesy i Josafata, dia hoy izy ireo anakampo: “Io mihitsy no mpanjakan’ny Israely.”+ Dia nivily izy ireo mba hiady taminy. Koa niantso vonjy+ i Josafata, ka nampian’i Jehovah.+ Dia nofitahin’Andriamanitra hiala teo aminy ireo.+