FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary i Ahazia dia nianjera+ avy teo amin’ny makarakaran’ny efitranony tany an-tampon-trano+ tao Samaria, ka narary. Koa nandefa iraka izy, ka nanao tamin’ireo hoe: “Mandehana, anontanio+ i Bala-zeboba+ andriamanitr’i Ekrona,+ raha ho sitrana amin’izao aretina izao aho, na tsia.”+

  • 2 Tantara 20:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ary i Josafata mpanjakan’ny Joda dia niombon-draharaha tamin’i Ahazia+ mpanjaka ratsy fanahy+ teo amin’ny Israely.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara