1 Samoela 28:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Farany, dia hoy i Saoly tamin’ny mpanompony: “Itadiavo vehivavy mahay mamoha angatra aho.+ Dia hankany aminy aho hanontany azy.” Ary hoy ny mpanompony: “Misy vehivavy mahay mamoha angatra ao En-dora.”+ 1 Mpanjaka 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary mitondrà mofo+ folo sy mofomamy ary tantely eran’ny tavoara,+ ka mankanesa ao amin’i Ahia,+ fa izy no hilaza aminao izay hanjo ny zaza.”+ 2 Mpanjaka 8:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Hazaela:+ “Mitondrà fanomezana,+ ka mandehana mitsena an’ilay lehilahin’Andriamanitra. Ary manontania+ an’i Jehovah amin’ny alalany, ka ataovy hoe: ‘Ho sitrana amin’izao aretina izao ve aho?’”
7 Farany, dia hoy i Saoly tamin’ny mpanompony: “Itadiavo vehivavy mahay mamoha angatra aho.+ Dia hankany aminy aho hanontany azy.” Ary hoy ny mpanompony: “Misy vehivavy mahay mamoha angatra ao En-dora.”+
3 Ary mitondrà mofo+ folo sy mofomamy ary tantely eran’ny tavoara,+ ka mankanesa ao amin’i Ahia,+ fa izy no hilaza aminao izay hanjo ny zaza.”+
8 Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Hazaela:+ “Mitondrà fanomezana,+ ka mandehana mitsena an’ilay lehilahin’Andriamanitra. Ary manontania+ an’i Jehovah amin’ny alalany, ka ataovy hoe: ‘Ho sitrana amin’izao aretina izao ve aho?’”