FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 8:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely izy,+ dia tahaka ny nataon’ny ankohonan’i Ahaba,+ satria ny zanakavavin’i Ahaba no vadiny.+ Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy.

  • 2 Tantara 18:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary nanjary nanana harena sy voninahitra be i Josafata.+ Nanao fifanarahana tamin’i Ahaba anefa izy, ka nalainy ho vadin-janany ny zanak’i Ahaba.+

  • 2 Tantara 19:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nandeha nankany amin’i Josafata Mpanjaka i Jeho+ zanak’i Hanany+ mpahita,+ ka niteny taminy hoe: “Ny ratsy fanahy indray ve no tokony hampiana,+ ary izay mankahala+ an’i Jehovah ve no tokony ho tianao?+ Noho izany, dia tezitra+ aminao i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara