1 Mpanjaka 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra talohanao ianao, ka lasa nanao andriamani-kafa+ sy sarivongana metaly+ mba hampahatezitra+ ahy, fa izaho kosa narianao tany ivohonao.+ 2 Mpanjaka 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nifikitra tamin’ny fahotan’i Jeroboama+ zanak’i Nebata anefa izy, dia ny fahotan’i Jeroboama izay nampanotany ny Israely.+ Tsy niala tamin’izany izy.
9 Fa nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra talohanao ianao, ka lasa nanao andriamani-kafa+ sy sarivongana metaly+ mba hampahatezitra+ ahy, fa izaho kosa narianao tany ivohonao.+
3 Nifikitra tamin’ny fahotan’i Jeroboama+ zanak’i Nebata anefa izy, dia ny fahotan’i Jeroboama izay nampanotany ny Israely.+ Tsy niala tamin’izany izy.