1 Mpanjaka 1:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Dia hoy i Solomona: “Raha ho tonga lehilahy mahery fo izy, dia tsy hisy ho latsaka amin’ny tany na dia ny singam-bolony iray aza.+ Fa raha hita kosa hoe misy ratsy hataony,+ dia tsy maintsy ho faty izy.”+ Mpitoriteny 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa satria tsy tanterahina haingana ny fanamelohana noho ny ratsy natao,+ dia mikiry manao ratsy ny fon’ny zanak’olombelona.+
52 Dia hoy i Solomona: “Raha ho tonga lehilahy mahery fo izy, dia tsy hisy ho latsaka amin’ny tany na dia ny singam-bolony iray aza.+ Fa raha hita kosa hoe misy ratsy hataony,+ dia tsy maintsy ho faty izy.”+
11 Koa satria tsy tanterahina haingana ny fanamelohana noho ny ratsy natao,+ dia mikiry manao ratsy ny fon’ny zanak’olombelona.+