FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Rota 4:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dia noraisin’i Naomy ilay zaza ka nofihininy teo an-tratrany, ary lasa mpitaiza azy izy.

  • 2 Samoela 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nanan-janakalahy malemy tongotra+ i Jonatana+ zanak’i Saoly. Dimy taona ilay zaza fony tonga avy tany Jezirela+ ny vaovao momba an’i Saoly sy Jonatana. Dia nitondra an’ilay zaza nandositra ny mpitaiza azy. Raha iny izy nikoropaka ny handositra iny indrindra anefa, dia nianjera ilay zaza ka lasa nalemy tongotra. Mefiboseta+ no anarany.

  • 2 Samoela 13:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia hoy i Jonadaba: “Matoria eo am-pandrianao, ary mody manaova marary.+ Dia ho tonga hijery anao ny rainao, ka ilazao hoe: ‘Mba avelao hankatỳ amiko i Tamara anabaviko hanao mofon’ny marary eto imasoko. Dia harosony eto amiko izany mofo fampiononana izany ka hohaniko.’”+

  • 1 Mpanjaka 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa nankao amin’ny mpanjaka tao amin’ny efitrano anatiny+ i Batseba. Efa antitra be+ ny mpanjaka tamin’izay, ary nikarakara azy i Abisaga+ Sonemita.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara