Josoa 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tamin’izay andro izay no nanandratan’i Jehovah an’i Josoa teo imason’ny zanak’Israely rehetra.+ Koa nanomboka natahotra azy izy ireo, tahaka ny natahoran’izy ireo an’i Mosesy nandritra ny androm-piainany.+ 1 Samoela 12:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia niantso an’i Jehovah i Samoela,+ ary nampisy kotroka sy orana i Jehovah tamin’iny andro iny.+ Koa natahotra mafy an’i Jehovah sy Samoela ny vahoaka manontolo. 1 Tantara 29:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Samy nanaiky an’i Solomona Mpanjaka avokoa ny andriana+ sy ny lehilahy mahery+ ary ny zanak’i Davida Mpanjaka rehetra.+ Salamo 72:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hatahotra anao ireny, raha mbola misy koa ny masoandro,+Ary raha mbola misy koa ny volana, hatramin’ny taranaka fara mandimby.+ Ohabolana 24:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Matahora an’i Jehovah sy ny mpanjaka,+ anaka. Aza miaraka amin’izay te hitondra fanovana.+
14 Tamin’izay andro izay no nanandratan’i Jehovah an’i Josoa teo imason’ny zanak’Israely rehetra.+ Koa nanomboka natahotra azy izy ireo, tahaka ny natahoran’izy ireo an’i Mosesy nandritra ny androm-piainany.+
18 Dia niantso an’i Jehovah i Samoela,+ ary nampisy kotroka sy orana i Jehovah tamin’iny andro iny.+ Koa natahotra mafy an’i Jehovah sy Samoela ny vahoaka manontolo.
24 Samy nanaiky an’i Solomona Mpanjaka avokoa ny andriana+ sy ny lehilahy mahery+ ary ny zanak’i Davida Mpanjaka rehetra.+
5 Hatahotra anao ireny, raha mbola misy koa ny masoandro,+Ary raha mbola misy koa ny volana, hatramin’ny taranaka fara mandimby.+