8 Tsy niandany+ tamin’i Adonia kosa anefa i Zadoka+ mpisorona sy Benaia+ zanak’i Joiada sy Natana+ mpaminany sy Simey+ sy Rey ary ny lehilahy maherin’i+ Davida.
5 I Benaia,+ zanak’i Joiada+ lehiben’ny mpisorona, no lehiben’ny antoko-mpanompo fahatelo, ho an’ny volana fahatelo. Efatra arivo sy roa alina no tao amin’ny antoko-miaramilany.