FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 27:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Ary ataovy ny tokotanin’ny+ tranolay. Ny lafiny mitodika any Negeba, izany hoe mitodika mianatsimo, dia hasiana fefy lamba vita amin’ny kofehy rongony miolana tsara,+ ka zato hakiho ny halavany.

  • 1 Mpanjaka 6:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Ary nanao ny tambohon’ny tokotany anatiny+ izy, ka vato voapaika telo andalana+ sy vatan-kazo sedera iray andalana no nanaovany azy.

  • 2 Tantara 4:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Nataony koa ny tokotany+ ho an’ny mpisorona+ sy ny tokotany lehibe+ ary ny vavahadin’ny tokotany. Ary nopetahany takela-barahina ireo vavahady.

  • 2 Tantara 7:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia nohamasinin’i+ Solomona ny afovoan’ny tokotany teo anoloan’ny tranon’i Jehovah, satria teo no nanolorany ny sorona dorana+ sy ny tavin’ny sorona iombonana. Tsy antonona teo amin’ilay alitara varahina+ nataon’i Solomona mantsy ny sorona dorana sy ny fanatitra varimbazaha+ ary ny tavin’ireo+ sorona.

  • Apokalypsy 11:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fa ny tokotany eo ivelan’ny+ toerana masin’ny tempoly kosa dia avelao tanteraka ka aza refesina, satria nomena an’ireo hafa firenena+ izany. Ary hohitsahin’ireo hafa firenena mandritra ny roa amby efapolo volana+ ny tanàna masina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara