FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 7:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary manodidina an’ilay tokotany lehibe dia nasiany tamboho natao tamin’ny vato voapaika telo andalana+ sy vatan-kazo sedera iray andalana. Toy izany koa ilay tokotany anatiny,+ izay misy ny tranon’i+ Jehovah sy ny tilikambo fidirana mankao amin’io+ trano io.

  • 2 Mpanjaka 11:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nobaikoin’i Joiada mpisorona anefa ny lehiben’ny zato voatendry hitari-tafika,+ hoe: “Avoahy eny ivelan’ny filaharana izy. Ary izay rehetra manaraka azy, dia vonoy amin’ny sabatra!”+ Efa nilaza mantsy ilay mpisorona hoe: “Aza vonoina ao an-tranon’i Jehovah izy.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara