Josoa 19:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ireto avy ny sisin-taniny: Jezirela,+ Kesolota, Sonema,+ 2 Mpanjaka 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary nandalo tao Sonema+ i Elisa indray andro. Nisy vehivavy nanan-kaja tao, ary nanery+ an’i Elisa hisakafo izy. Koa isaky ny nandalo i Elisa, dia nivily mba hisakafo tao.
8 Ary nandalo tao Sonema+ i Elisa indray andro. Nisy vehivavy nanan-kaja tao, ary nanery+ an’i Elisa hisakafo izy. Koa isaky ny nandalo i Elisa, dia nivily mba hisakafo tao.