FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 20:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 ‘Raha misy loza+ na sabatra na fanamelohana na areti-mandringana+ na mosary+ manjo anay, dia hitsangana eto anoloan’ity trano ity+ sy eto anatrehanao izahay mba hiantso vonjy aminao ao anatin’ny fahorianay, fa ato amin’ity trano ity ny anaranao.+ Ary enga anie ianao hihaino ka hamonjy!’+

  • Nehemia 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Aoka re hihaino tsara+ ny sofinao ary hijery ny masonao e, ka henoy ny vavaka ataon’ny mpanomponao+ eto anatrehanao anio. Mivavaka andro aman’alina aho+ momba ny zanak’Israely mpanomponao, sady mibaboka+ noho ny fahotan’ny+ zanak’Israely, izay nataonay taminao. Samy efa nanota izahay, dia izaho sy ny ankohonan-draiko.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara