FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 34:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 mitahiry hatsaram-panahy feno fitiavana ho an’ny taranaka an’arivony,+ mamela fahadisoana sy heloka ary fahotana,+ kanefa sanatria azy ny tsy hanasazy izay tokony hosazina,+ fa hosaziny noho ny fahadisoan’ny ray ny zanany sy ny zafikeliny ary ny zafiafiny.”+

  • 2 Tantara 7:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 nefa manetry tena+ ny oloko+ izay antsoina amin’ny anarako,+ ka mivavaka+ sy mitady ahy+ ary miala amin’ny lalan-dratsiny,+ dia hihaino any an-danitra aho+ ka hamela ny fahotany+ ary hanasitrana ny taniny.+

  • Salamo 103:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Fa izy no mamela ny fahadisoanao rehetra,+

      Sy manasitrana ny aretinao rehetra.+

  • Daniela 9:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Mihainoa,+ Jehovah ô! Mamelà heloka,+ Jehovah ô! Mihainoa ka manaova zavatra,+ Jehovah ô! Aza ela,+ ry Andriamanitro ô, noho ny anaranao, fa nantsoina tamin’ny anaranao ny tanànanao sy ny olonao.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara