FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Aza miankohoka eo anatrehan’ireny, na manaiky ho voatarika hanompo azy,+ fa izaho Jehovah Andriamanitrao dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana ahy irery ihany.+ Koa raha misy raim-pianakaviana mankahala ahy, dia hosaziko noho ny fahadisoany ny zanany sy ny zafikeliny ary ny zafiafiny.+

  • Nomery 14:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 ‘Tsy mora tezitra+ i Jehovah sady be hatsaram-panahy feno fitiavana,+ mamela fahadisoana sy heloka,+ kanefa sanatria azy ny tsy hanasazy izay tokony hosazina,+ fa hosaziny noho ny fahadisoan’ny ray ny zanany sy ny zafikeliny ary ny zafiafiny.’+

  • Deoteronomia 30:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Miantso ny lanitra sy ny tany aho anio ho vavolombelona hiampanga anareo,+ fa efa nataoko teo anatrehanareo tokoa ny fiainana sy ny fahafatesana,+ ary ny fitahiana+ sy ny ozona.+ Koa mifidiana ny fiainana mba ho velona+ ianao sy ny taranakao,+

  • 1 Samoela 15:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika:+ ‘Hanao ampamoaka+ an’i Amaleka aho, noho ny namelezany ny Israely teny an-dalana fony izy ireo niakatra avy tany Ejipta.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara