4 izay nasaiko notandreman’ny razanareo tamin’ny andro nitondrako azy nivoaka avy tany Ejipta,+ avy tao amin’ny fatana fandrendreham-by.+ Hoy mantsy aho tamin’izay: ‘Ankatoavy ny teniko, ary ataovy izay rehetra andidiako anareo.+ Dia ho oloko ianareo, ary izaho ho Andriamanitrareo,+