Salamo 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hamoaka didim-pitsarana hampiharina amin’ireo firenena i Jehovah.+Jehovah ô, tsarao aho araka ny fahamarinako+Sy ny tsy fivadihako+ aminao. Salamo 78:72 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 72 Koa niandry an’ireo araka ny fahitsian’ny fony izy,+Ary nitarika an’ireo tamim-pahakingana.+ Ohabolana 10:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy mba hanana ahiahy ny olona tsy mivadika,+ fa ny mpamitaka kosa ho fantatra eny ihany.+ Ohabolana 28:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hovonjena izay mandeha tsy misy tsiny,+ fa izay fetsifetsy kosa ho lavo avy hatrany.+
8 Hamoaka didim-pitsarana hampiharina amin’ireo firenena i Jehovah.+Jehovah ô, tsarao aho araka ny fahamarinako+Sy ny tsy fivadihako+ aminao.