FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary nanao fifanarahana+ tamin’i Farao mpanjakan’i Ejipta i Solomona ka nalainy ho vady ny zanakavavin’i Farao.+ Dia nentiny tao amin’ny Tanànan’i Davida+ ravehivavy, mandra-pahavitany ny tranony+ sy ny tranon’i Jehovah+ ary ny manda manodidina an’i Jerosalema.+

  • 1 Mpanjaka 7:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Lavidavitra an’ilay trano anisan’ny Lala-mitafo kosa ny trano hipetrahan’i Solomona, izay nataony teo amin’ilay tokotany+ iray. Nitovy tamin’io trano io ihany ny nanaovana azy. Ary nisy trano sahala amin’io Lala-mitafo io naorin’i Solomona ho an’ny zanakavavin’i Farao,+ izay nalainy ho vady.

  • 2 Tantara 8:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary nentin’i Solomona niakatra avy tao amin’ny Tanànan’i Davida+ ny zanakavavin’i Farao,+ ho any amin’ilay trano naoriny ho azy,+ fa hoy izy: “Tsy tokony hipetraka ao an-tranon’i Davida mpanjakan’ny Israely izy, na dia vadiko aza, satria masina ny toerana nidiran’ny Vata masin’i Jehovah.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara