1 Mpanjaka 6:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary tamin’ny volana Bola, izany hoe ny volana fahavalo, tamin’ny taona fahiraika ambin’ny folo no nahavitana ilay trano+ araka ny tsipiriany rehetra sy araka ilay planina+ manontolo. Fito taona, araka izany, no nanaovany azy. 2 Tantara 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa tontosa tsara+ avokoa ny asan’i Solomona, nanomboka tamin’ny andro nandatsahana ny fototry ny tranon’i Jehovah ka mandra-pahavitany.+ Dia vita tanteraka ny tranon’i Jehovah.+
38 Ary tamin’ny volana Bola, izany hoe ny volana fahavalo, tamin’ny taona fahiraika ambin’ny folo no nahavitana ilay trano+ araka ny tsipiriany rehetra sy araka ilay planina+ manontolo. Fito taona, araka izany, no nanaovany azy.
16 Koa tontosa tsara+ avokoa ny asan’i Solomona, nanomboka tamin’ny andro nandatsahana ny fototry ny tranon’i Jehovah ka mandra-pahavitany.+ Dia vita tanteraka ny tranon’i Jehovah.+