-
2 Mpanjaka 23:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ary nozimbazimbain’ny mpanjaka ireo toerana avo tandrifin’i+ Jerosalema, mba tsy ho mendrika hatao toeram-pivavahana intsony. Teo ankavanan’ny Tendrombohitry ny Faharavana no nisy ireo toerana avo ireo, ary i Solomona+ mpanjakan’ny Israely no nanorina azy ho an’i Astarta,+ ilay zava-maharikoriko notompoin’ny Sidonianina, sy ho an’i Kemosy,+ ilay zava-maharikoriko notompoin’ny Moabita, ary ho an’i Milkoma,+ ilay zava-maharikoriko notompoin’ny taranak’i Amona.
-