Nomery 21:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Lozanao, ry Moaba! Ho ripaka ianao, ry olon’i Kemosy!+Hafoiny ny zanany lahy ka lasa mpandositra, ary ny zanany vavy ho babon’i Sihona mpanjakan’ny Amorita. Jeremia 48:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia ho menatra ny Moabita noho ny amin’i Kemosy,+ toy ny nahamenatra ny taranak’Israely noho ny amin’i Betela, izay nitokisany.+
29 Lozanao, ry Moaba! Ho ripaka ianao, ry olon’i Kemosy!+Hafoiny ny zanany lahy ka lasa mpandositra, ary ny zanany vavy ho babon’i Sihona mpanjakan’ny Amorita.
13 Dia ho menatra ny Moabita noho ny amin’i Kemosy,+ toy ny nahamenatra ny taranak’Israely noho ny amin’i Betela, izay nitokisany.+