Mpitsara 11:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy izay rehetra asain’i Kemosy+ andriamanitrao roahinao ve no horoahinao? Koa izay rehetra noroahin’i Jehovah Andriamanitray tsy ho eo anatrehanay no horoahinay.+ 1 Mpanjaka 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tamin’izay i Solomona no nanorina toerana avo+ teo amin’ilay tendrombohitra+ nanandrify+ an’i Jerosalema, ho an’i Kemosy,+ zava-maharikoriko+ notompoin’i Moaba, sy ho an’i Moleka, zava-maharikoriko notompoin’ny taranak’i Amona. Isaia 45:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ho menatra sy ho afa-baraka daholo ny mpanamboatra sampy. Handeha amin-kenatra daholo izy ireo.+
24 Tsy izay rehetra asain’i Kemosy+ andriamanitrao roahinao ve no horoahinao? Koa izay rehetra noroahin’i Jehovah Andriamanitray tsy ho eo anatrehanay no horoahinay.+
7 Tamin’izay i Solomona no nanorina toerana avo+ teo amin’ilay tendrombohitra+ nanandrify+ an’i Jerosalema, ho an’i Kemosy,+ zava-maharikoriko+ notompoin’i Moaba, sy ho an’i Moleka, zava-maharikoriko notompoin’ny taranak’i Amona.