1 Mpanjaka 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary raha mandeha amin’ny lalako ianao ka hitandrina ny fitsipiko+ sy ny didiko tahaka ny nataon’i Davida rainao,+ dia hohalavaiko ny andro iainanao.”+ 1 Mpanjaka 15:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah mantsy i Davida, ary tsy niala tamin’izay nandidiany azy izy nandritra ny androm-piainany,+ afa-tsy tamin’ilay raharaha momba an’i Oria Hetita.+ 2 Tantara 29:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah foana i Hezekia,+ toy izay rehetra nataon’i Davida razambeny.+
14 Ary raha mandeha amin’ny lalako ianao ka hitandrina ny fitsipiko+ sy ny didiko tahaka ny nataon’i Davida rainao,+ dia hohalavaiko ny andro iainanao.”+
5 Nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah mantsy i Davida, ary tsy niala tamin’izay nandidiany azy izy nandritra ny androm-piainany,+ afa-tsy tamin’ilay raharaha momba an’i Oria Hetita.+
2 Ary nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah foana i Hezekia,+ toy izay rehetra nataon’i Davida razambeny.+