Deoteronomia 10:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ izy no hotompoinao,+ izy no hifikiranao,+ ary amin’ny anarany no hianiananao.+ Josoa 23:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa i Jehovah Andriamanitrareo no tokony hifikiranareo mafy,+ toy izay efa nataonareo mandraka androany.
20 “I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ izy no hotompoinao,+ izy no hifikiranao,+ ary amin’ny anarany no hianiananao.+
8 Fa i Jehovah Andriamanitrareo no tokony hifikiranareo mafy,+ toy izay efa nataonareo mandraka androany.