Ohabolana 11:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hahazo fiainana ny olona mifikitra amin’ny fahamarinana,+ fa ho faty kosa izay tsy mieritreritra afa-tsy ny hanao ratsy.+ Ohabolana 14:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ho lavon’ny faharatsiany ny ratsy fanahy,+ fa fialofana ho an’ny marina kosa ny tsy fivadihany.+ Mpitoriteny 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ho ratsy fiafara kosa ny ratsy fanahy,+ sady tsy ho afaka hanalava ny androm-piainany, izay toy ny aloka,+ satria tsy natahotra an’Andriamanitra izy.+
19 Hahazo fiainana ny olona mifikitra amin’ny fahamarinana,+ fa ho faty kosa izay tsy mieritreritra afa-tsy ny hanao ratsy.+
13 Ho ratsy fiafara kosa ny ratsy fanahy,+ sady tsy ho afaka hanalava ny androm-piainany, izay toy ny aloka,+ satria tsy natahotra an’Andriamanitra izy.+