3 Ary niakatra nankany amin’Andriamanitra i Mosesy. Dia niantso azy avy teo amin’ilay tendrombohitra i Jehovah,+ ka nanao hoe: “Izao no holazainao amin’ny taranak’i Jakoba sy hoteneninao amin’ny zanak’Israely:
12 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Miakara atỳ amiko, atỳ an-tendrombohitra ary mijanòna atỳ, fa tiako homena anao ireo takela-bato mbamin’ny lalàna sy ny didy hosoratako, mba hampianarina azy.”+