2 Mpanjaka 18:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 ary nomba azy i Jehovah.+ Malina foana izy tamin’izay rehetra nataony.+ Ary nikomy tamin’ny mpanjakan’i Asyria izy, ka tsy nanompo azy.+ 2 Mpanjaka 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary tamin’ny taona fahefatra ambin’ny folo nanjakan’i Hezekia Mpanjaka, dia niakatra hamely an’ireo tanàna voaro mafy rehetra tany Joda i Sankeriba+ mpanjakan’i Asyria,+ ka naka an’ireny. Isaia 36:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Tamin’ny taona fahefatra ambin’ny folo nanjakan’i Hezekia Mpanjaka, dia niakatra hamely an’ireo tanàna voaro mafy rehetra tany Joda i Sankeriba+ mpanjakan’i Asyria,+ ka naka an’ireny.+
7 ary nomba azy i Jehovah.+ Malina foana izy tamin’izay rehetra nataony.+ Ary nikomy tamin’ny mpanjakan’i Asyria izy, ka tsy nanompo azy.+
13 Ary tamin’ny taona fahefatra ambin’ny folo nanjakan’i Hezekia Mpanjaka, dia niakatra hamely an’ireo tanàna voaro mafy rehetra tany Joda i Sankeriba+ mpanjakan’i Asyria,+ ka naka an’ireny.
36 Tamin’ny taona fahefatra ambin’ny folo nanjakan’i Hezekia Mpanjaka, dia niakatra hamely an’ireo tanàna voaro mafy rehetra tany Joda i Sankeriba+ mpanjakan’i Asyria,+ ka naka an’ireny.+