2 Mpanjaka 19:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Izao no holazainareo amin’i Hezekia mpanjakan’ny Joda: ‘Aza manaiky ho voafitak’ilay Andriamanitra itokisanao,+ izay manao hoe: “Tsy hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asyria i Jerosalema.”+ 2 Tantara 32:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Izao no nolazain’i Sankeriba mpanjakan’i Asyria:+ ‘Fa miantehitra amin’inona ianareo no dia mipetraka milamindamina eto Jerosalema nefa misy manao fahirano?+ Salamo 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ry zanak’olombelona, mandra-pahoviana no hanaovanareo tsinontsinona ny voninahitro?+Mandra-pahoviana ianareo no ho tia zava-poanaSy hamoron-dainga? Sela. Isaia 36:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Raha hoy kosa ianao hoe: ‘I Jehovah Andriamanitray no itokisanay!’ Fa angaha moa tsy izy no tompon’ireo toerana avo+ sy alitara nesorin’i Hezekia,+ izay nilaza tamin’ny Joda sy Jerosalema hoe: ‘Eto anoloan’ity alitara ity no hiankohofanareo’?”’+ Isaia 37:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Izao no holazainareo amin’i Hezekia mpanjakan’ny Joda: ‘Aza manaiky ho voafitak’ilay Andriamanitrao itokisanao,+ izay manao hoe: “Tsy hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asyria i Jerosalema.”+
10 “Izao no holazainareo amin’i Hezekia mpanjakan’ny Joda: ‘Aza manaiky ho voafitak’ilay Andriamanitra itokisanao,+ izay manao hoe: “Tsy hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asyria i Jerosalema.”+
10 “Izao no nolazain’i Sankeriba mpanjakan’i Asyria:+ ‘Fa miantehitra amin’inona ianareo no dia mipetraka milamindamina eto Jerosalema nefa misy manao fahirano?+
2 Ry zanak’olombelona, mandra-pahoviana no hanaovanareo tsinontsinona ny voninahitro?+Mandra-pahoviana ianareo no ho tia zava-poanaSy hamoron-dainga? Sela.
7 Raha hoy kosa ianao hoe: ‘I Jehovah Andriamanitray no itokisanay!’ Fa angaha moa tsy izy no tompon’ireo toerana avo+ sy alitara nesorin’i Hezekia,+ izay nilaza tamin’ny Joda sy Jerosalema hoe: ‘Eto anoloan’ity alitara ity no hiankohofanareo’?”’+
10 “Izao no holazainareo amin’i Hezekia mpanjakan’ny Joda: ‘Aza manaiky ho voafitak’ilay Andriamanitrao itokisanao,+ izay manao hoe: “Tsy hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asyria i Jerosalema.”+