FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 18:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 I Jehovah Andriamanitry ny Israely no nitokisan’i Hezekia.+ Ary tsy nisy tahaka azy ny mpanjakan’ny Joda rehetra,+ na ny taoriany na ny talohany.+

  • 2 Tantara 32:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Aza avela hanambaka+ na hamitaka+ anareo toy izao i Hezekia ary aza mino azy, fa mbola tsy nisy andriamanitry ny firenena na fanjakana nahavonjy ny vahoakany tsy ho azon’ny tanako sy ny tanan’ny razako. Koa izay Andriamanitrareo indray ve no hahavonjy anareo tsy ho azon’ny tanako?’”+

  • Salamo 22:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 “Efa nankininy tamin’i Jehovah ny fiainany,+ koa aoka Izy hamonjy azy!+

      Aoka Izy hanafaka azy, raha mankasitraka azy!”+

  • Isaia 36:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Koa hoy i Rabsake tamin’izy ireo: “Mba ilazao i Hezekia hoe: ‘Izao no nolazain’ny mpanjaka lehibe,+ dia ny mpanjakan’i Asyria:+ “Fa inona koa izao itokisanao izao?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara