FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 18:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Izy no nanala ny toerana avo+ sy namotipotika ny tsangambato masina+ sy nikapa ny tsato-kazo masina+ ary nanorotoro an’ilay bibilava+ varahina nataon’i Mosesy.+ Mbola nanolotra setroka ho sorona+ ho an’io bibilava varahina io mantsy ny zanak’Israely hatramin’izany andro izany, ka nantsoina hoe sampy bibilava varahina ilay izy.+

  • 2 Tantara 31:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Raha vao vitan’izy ireo izany rehetra izany, dia lasa nankany amin’ireo tanànan’i Joda+ ny Israelita rehetra+ teo, ka nopotehiny ny tsangambato masina,+ sady nokapainy ny tsato-kazo masina,+ ary noravany ny toerana avo+ sy ny alitara+ nanerana an’i Joda+ sy Benjamina sy Efraima+ ary Manase,+ ka tsy nasiany niangana. Avy eo dia samy nody tany amin’ny lovany, tany amin’ny tanànany avy, ny zanak’Israely rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara