2 Mpanjaka 18:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa hoy i Rabsake+ tamin’izy ireo: “Mba ilazao i Hezekia hoe: ‘Izao no nolazain’ny mpanjaka lehibe,+ dia ny mpanjakan’i Asyria: “Fa inona koa izao itokisanao izao?+
19 Koa hoy i Rabsake+ tamin’izy ireo: “Mba ilazao i Hezekia hoe: ‘Izao no nolazain’ny mpanjaka lehibe,+ dia ny mpanjakan’i Asyria: “Fa inona koa izao itokisanao izao?+