FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 22:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Niantso an’i Jehovah foana aho, tao anatin’ny fahoriako.+

      Ilay Andriamanitro no nantsoiko mandrakariva.+

      Tao an-tempoliny izy no nandre ny feoko,+

      Ary ren’ny sofiny ny antso vonjy nataoko.+

  • 2 Tantara 20:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 ‘Raha misy loza+ na sabatra na fanamelohana na areti-mandringana+ na mosary+ manjo anay, dia hitsangana eto anoloan’ity trano ity+ sy eto anatrehanao izahay mba hiantso vonjy aminao ao anatin’ny fahorianay, fa ato amin’ity trano ity ny anaranao.+ Ary enga anie ianao hihaino ka hamonjy!’+

  • Joba 5:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Hanafaka anao amin’ny fahoriana enina izy,+

      Ary na amin’ny fahoriana fito aza, dia tsy hisy zava-dratsy hanjo anao.+

  • Hosea 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Handeha aho ka hiverina any amin’izay nisy ahy, mandra-panefany ny saziny.+ Dia hangataka hihaona amiko* izy.+ Ary hitady ahy izy+ rehefa azom-pahoriana mafy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara