FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 16:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia nihaino ny teniny ny mpanjakan’i Asyria ka niakatra tany Damaskosy+ ary namabo azy.+ Ary nataony sesitany tany Kira+ ny vahoaka tao, fa i Rezina+ kosa novonoiny ho faty.

  • 2 Mpanjaka 17:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tamin’ny taona fahasivy nanjakan’i Hosea, dia nobaboin’ny mpanjakan’i Asyria i Samaria.+ Ary nataony sesitany+ tany Asyria ny Israely, ka napetrany tany Hala+ sy tany Habora izay eo amin’ny reniranon’i Gozana,+ ary tany amin’ireo tanànan’ny Medianina.+

  • 2 Mpanjaka 17:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Tatỳ aoriana, dia nitondra olona avy any Babylona+ sy Kota sy Ava+ sy Hamata+ ary Sefarvaima+ ny mpanjakan’i Asyria. Ary napetrany hisolo ny zanak’Israely tao amin’ireo tanànan’i Samaria+ ireo olona ireo. Dia naka an’i Samaria ho fananany izy ireo, ka nonina tao amin’ireo tanàna tao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara