FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 19:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Angamba i Jehovah Andriamanitrao handre+ ny teny rehetra nataon’i Rabsake, izay nirahin’ny mpanjakan’i Asyria tompony hihantsy+ an’ilay Andriamanitra velona. Koa rehefa mandre izany teny izany i Jehovah Andriamanitrao, dia hanao ampamoaka azy.+ Ary aoka ianao hanandratra vavaka+ ho an’izay sisa+ mbola eto.’”

  • 2 Tantara 32:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Nanoratra taratasy+ koa izy mba hanalana baraka an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely+ sy haniratsirana azy, nanao hoe: “Tsy hahavonjy ny vahoakany tsy ho azon’ny tanako ny Andriamanitr’i Hezekia, tahaka ny andriamanitr’ireo+ firenena manodidina, izay tsy nahavonjy ny vahoakany tsy ho azon’ny tanako.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara