Isaia 37:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Satria efa tonga atỳ am-poto-tsofiko ny fahatezeranao amiko+ sy ny fieronao.+Koa hasiako faraingo ny oronao, ary hasiako lamboridy eo amin’ny vavanao,+Ka hotaritiko hiverina any amin’ny lalana niavianao ianao.”+ Apokalypsy 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa nanao teny fanevatevana+ an’Andriamanitra izy, mba hanevatevana ny anarany sy ny fonenany, dia ireo monina any an-danitra.+
29 Satria efa tonga atỳ am-poto-tsofiko ny fahatezeranao amiko+ sy ny fieronao.+Koa hasiako faraingo ny oronao, ary hasiako lamboridy eo amin’ny vavanao,+Ka hotaritiko hiverina any amin’ny lalana niavianao ianao.”+
6 Koa nanao teny fanevatevana+ an’Andriamanitra izy, mba hanevatevana ny anarany sy ny fonenany, dia ireo monina any an-danitra.+