Salamo 102:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Toy ny aloka madiva hanjavona ny androko,+Ary malazo toy ny ahitra aho.+ Isaia 37:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Hiraviravy tanana ny mponina ao,+Ka hihorohoro sy ho menatra.+Ho tahaka ny zavamaniry eny an-tsaha sy ny ahi-maitso marefo izy,+Ary ho tahaka ny ahitra eny amin’ny tafo+ sy eny an-tanimboly izay mainan’ny rivotra avy any atsinanana.+
27 Hiraviravy tanana ny mponina ao,+Ka hihorohoro sy ho menatra.+Ho tahaka ny zavamaniry eny an-tsaha sy ny ahi-maitso marefo izy,+Ary ho tahaka ny ahitra eny amin’ny tafo+ sy eny an-tanimboly izay mainan’ny rivotra avy any atsinanana.+